FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 23:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Noravany koa ny tranon’ireo lehilahy mpivaro-tenan’ny+ tempoly, tao an-tranon’i Jehovah. Tao amin’ireny trano ireny ireo vehivavy no nanenona tranolay masina fitoeran’ny tsato-kazo masina.

  • Hosea 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Tsy hataoko ampamoaka ny zanakareo vavy noho izy mijangajanga, ary tsy hataoko ampamoaka ny vinantovavinareo noho izy manitsakitsa-bady. Tsy hanao izany aho satria ny lehilahy no mitondra mpivaro-tena mankany amin’ny toerana mitokana,+ sy miaraka amin’ny vehivavy mpivaro-tenan’ny tempoly+ rehefa manao sorona. Ary hohosihosena ny vahoaka tsy misaina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara