1 Mpanjaka 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nanao ampinga kely telonjato tamin’ny volamena misy fangarony koa izy, ka volamena telo mina no nandrakofany ny ampinga kely tsirairay.+ Dia napetrany tao amin’ny Trano Alan’i Libanona+ ireo. 2 Tantara 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nanao ampinga lehibe roanjato tamin’ny volamena misy fangarony+ i Solomona Mpanjaka, ka sekely volamena eninjato misy fangarony no nandrakofany ny ampinga lehibe tsirairay.+
17 Nanao ampinga kely telonjato tamin’ny volamena misy fangarony koa izy, ka volamena telo mina no nandrakofany ny ampinga kely tsirairay.+ Dia napetrany tao amin’ny Trano Alan’i Libanona+ ireo.
15 Ary nanao ampinga lehibe roanjato tamin’ny volamena misy fangarony+ i Solomona Mpanjaka, ka sekely volamena eninjato misy fangarony no nandrakofany ny ampinga lehibe tsirairay.+