2 Tantara 11:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary tian’i Rehoboama kokoa noho ny vadiny sy ny vadikeliny rehetra+ i Maka zafikelin’i Absaloma. Naka vady valo ambin’ny folo sy vadikely enimpolo mantsy izy, ka niteraka zazalahy valo amby roapolo sy zazavavy enimpolo.
21 Ary tian’i Rehoboama kokoa noho ny vadiny sy ny vadikeliny rehetra+ i Maka zafikelin’i Absaloma. Naka vady valo ambin’ny folo sy vadikely enimpolo mantsy izy, ka niteraka zazalahy valo amby roapolo sy zazavavy enimpolo.