FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 11:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa nampanalain’i Davida izy,+ ka tonga tao aminy.+ Ary nanao firaisana taminy i Davida,+ nefa mbola tao anatin’ny fotoana nidiovany tamin’ny fahalotoany ravehivavy tamin’izay.+ Ary lasa nody tany an-tranony izy avy eo.

  • 2 Samoela 11:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary izao no nosoratany tao amin’ilay taratasy:+ “Ataovy any amin’izay misy ny fanafihana mafy indrindra+ i Oria, dia ialao. Ary ho voa izy ka ho faty.”+

  • Salamo 51:0
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • Ho an’ny mpitarika. Hiran’i Davida. Tamin’i Natana mpaminany nankao aminy, taorian’ny nanaovan’i Davida firaisana tamin’i Batseba.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara