1 Samoela 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy ireo: “Ao izy. Jereo fa ao alohanao ao izy. Mandehana haingana fa efa tonga eto an-tanàna izy izao. Misy fanaovana sorona+ ho an’ny olona mantsy eny amin’ny toerana avo+ anio.
12 Dia hoy ireo: “Ao izy. Jereo fa ao alohanao ao izy. Mandehana haingana fa efa tonga eto an-tanàna izy izao. Misy fanaovana sorona+ ho an’ny olona mantsy eny amin’ny toerana avo+ anio.