1 Mpanjaka 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia nitsangana ny vadin’i Jeroboama ka lasa nandeha ary tonga tany Tirza.+ Raha vao tonga teo an-tokonan’ny tranony izy, dia maty ilay zanany. Tononkiran’i Solomona 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Tsara tarehy toa an’ilay Tanàna Kanto*+ ianao, ry tovovavy malalako,+ tsara toa an’i Jerosalema.+ Mahatalanjona koa ianao, toy ny andian-tafika+ manodidina ny saina.+
17 Dia nitsangana ny vadin’i Jeroboama ka lasa nandeha ary tonga tany Tirza.+ Raha vao tonga teo an-tokonan’ny tranony izy, dia maty ilay zanany.
4 “Tsara tarehy toa an’ilay Tanàna Kanto*+ ianao, ry tovovavy malalako,+ tsara toa an’i Jerosalema.+ Mahatalanjona koa ianao, toy ny andian-tafika+ manodidina ny saina.+