Josoa 18:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Kefara-hamony, Ofny, ary Geba,+ izany hoe tanàna roa ambin’ny folo mbamin’ny tanàna keliny. Josoa 21:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary ny avy tamin’ny fokon’i Benjamina dia i Gibeona+ sy ny kijanany, Geba+ sy ny kijanany,