1 Mpanjaka 14:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Rehoboama, mbamin’izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve izany? 2 Tantara 16:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary ny tantaran’i Asa, na ny voalohany na ny farany, dia efa voasoratra ao amin’ny Boky+ Momba ny Mpanjakan’ny Joda sy ny Mpanjakan’ny Israely.
29 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Rehoboama, mbamin’izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve izany?
11 Ary ny tantaran’i Asa, na ny voalohany na ny farany, dia efa voasoratra ao amin’ny Boky+ Momba ny Mpanjakan’ny Joda sy ny Mpanjakan’ny Israely.