2 Tantara 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary nisy narary teo amin’ny tongotr’i Asa tamin’ny taona fahasivy amby telopolo nanjakany, ka narary mafy+ izy. Na dia tamin’izay aza anefa, dia tsy nitady an’i Jehovah izy,+ fa nitady mpanasitrana.+ Mpitoriteny 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsarovy ilay Mpamorona+ Be Voninahitra nanao anao. Eny, tsarovy izy amin’ny andro fahatanoranao,+ dieny mbola tsy tonga ny andro mahory+ sy ireo taona izay hitenenanao hoe: “Tsy tiako izao mahazo ahy izao”,+
12 Ary nisy narary teo amin’ny tongotr’i Asa tamin’ny taona fahasivy amby telopolo nanjakany, ka narary mafy+ izy. Na dia tamin’izay aza anefa, dia tsy nitady an’i Jehovah izy,+ fa nitady mpanasitrana.+
12 Tsarovy ilay Mpamorona+ Be Voninahitra nanao anao. Eny, tsarovy izy amin’ny andro fahatanoranao,+ dieny mbola tsy tonga ny andro mahory+ sy ireo taona izay hitenenanao hoe: “Tsy tiako izao mahazo ahy izao”,+