1 Mpanjaka 12:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Nahatonga ny vahoaka hanota izany,+ ka tonga hatrany Dana izy ireo mba ho eo anatrehan’ilay zanak’omby tao. 1 Mpanjaka 14:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hafoiny+ ny Israely noho ny fahotana izay nataon’i Jeroboama sy nampanotany ny Israely.”+
30 Nahatonga ny vahoaka hanota izany,+ ka tonga hatrany Dana izy ireo mba ho eo anatrehan’ilay zanak’omby tao.