Nomery 35:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “‘Ny mpamaly ra+ no hamono ho faty an’ilay mpamono olona. Izy no hamono azy ho faty rehefa sendra azy. Nomery 35:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Aza mandray ny vidin’ny fanavotana ny ain’ny mpamono olona izay mendrika ny ho faty,+ fa tsy maintsy vonoina ho faty izy.+
19 “‘Ny mpamaly ra+ no hamono ho faty an’ilay mpamono olona. Izy no hamono azy ho faty rehefa sendra azy.
31 Aza mandray ny vidin’ny fanavotana ny ain’ny mpamono olona izay mendrika ny ho faty,+ fa tsy maintsy vonoina ho faty izy.+