Salamo 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nanarinao mafy ny firenena+ ary naringanao ny ratsy fanahy.+Ny anarany koa nofoananao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+ Salamo 109:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aoka haringana ny taranany,+Ary hofafana tsy hotadidin’ny taranaka mandimby azy ny anarany.+
5 Nanarinao mafy ny firenena+ ary naringanao ny ratsy fanahy.+Ny anarany koa nofoananao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+