Deoteronomia 20:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Ary raha manao fahirano tanàna iray mandritra ny andro maro ianao, dia aza simbana ka kapaina amin’ny famaky ny hazo maniry ao. Aza tapahina ny hazo, fa hohaninao ny voany.+ Olona angaha moa ny hazo any an-tsaha no hataonao fahirano?
19 “Ary raha manao fahirano tanàna iray mandritra ny andro maro ianao, dia aza simbana ka kapaina amin’ny famaky ny hazo maniry ao. Aza tapahina ny hazo, fa hohaninao ny voany.+ Olona angaha moa ny hazo any an-tsaha no hataonao fahirano?