Ohabolana 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Noho ny fandikan-dalàna eo amin’ny tany dia maro ny mpitondra mifandimby,+ fa haharitra ela kosa ny fitondrany noho ny fisian’ny olon-kendry mahalala ny tokony hataony.+ Matio 12:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fantatr’i Jesosy anefa ny eritreritr’ireo,+ ka hoy izy taminy: “Ho foana izay fanjakana miady an-trano,+ ary tsy haharitra izay tanàna na ankohonana miady an-trano.
2 Noho ny fandikan-dalàna eo amin’ny tany dia maro ny mpitondra mifandimby,+ fa haharitra ela kosa ny fitondrany noho ny fisian’ny olon-kendry mahalala ny tokony hataony.+
25 Fantatr’i Jesosy anefa ny eritreritr’ireo,+ ka hoy izy taminy: “Ho foana izay fanjakana miady an-trano,+ ary tsy haharitra izay tanàna na ankohonana miady an-trano.