FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 6:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary nilaza ozona i Josoa tamin’izay fotoana izay, hoe: “Ho voaozona eo anatrehan’i Jehovah izay olona manorina ity tanànan’i Jeriko ity. Aoka ho faty ny lahimatoany rehefa manao ny fototra izy, ary ny faralahiny rehefa manangana ny vavahadiny izy.”+

  • Josoa 23:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Efa handeha amin’ny lalana falehan’ny tany rehetra aho izao.+ Ary fantatrareo tsara amin’ny fonareo manontolo sy ny tenanareo manontolo, fa tsy nisy tsy tanteraka na iray aza ny fampanantenana rehetra nolazain’i Jehovah Andriamanitrareo taminareo. Efa tanteraka taminareo avokoa izy rehetra. Tsy nisy tsy tanteraka na iray aza.+

  • Zakaria 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary ny teniko sy ny fitsipika izay nandidiako ny mpaminany mpanompoko,+ tsy nihatra tamin’ny razanareo ve izany?’+ Koa niova hevitra izy ireo ka niaiky hoe: ‘Araka izay efa noeritreretin’i Jehovah Tompon’ny tafika hatao amintsika,+ sy araka izay lalana narahintsika, ary araka izay nataontsika, no ataony amintsika.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara