14 Dia hoy i Elisa: “Raha mbola velona koa i Jehovah Tompon’ny tafika, izay tompoiko,+ dia tsoriko aminao fa raha tsy noho ny amin’i Josafata mpanjakan’ny Joda sy noho ny fanajako azy,+ dia tsy ho nijery anao akory aho.+
16 “Ary ho tsara toerana eo anivon’ny oloko izy ireo,+ raha tena mianatra ny fanaon’ny oloko ka mianiana amin’ny anarako+ hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah!’, toy ny nampianaran’izy ireo ny oloko hianiana tamin’ny anaran’i Bala.+