Levitikosy 26:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “‘Fa raha mikiry manohitra ahy kosa ianareo, ka tsy mety mihaino ahy, dia hikapoka anareo impito indray aho, araka ny fahotanareo.+ Deoteronomia 28:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ho varahina ny lanitra eo ambony lohanao, ary ho vy ny tany+ eo ambany tongotrao.
21 “‘Fa raha mikiry manohitra ahy kosa ianareo, ka tsy mety mihaino ahy, dia hikapoka anareo impito indray aho, araka ny fahotanareo.+