FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 11:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Fohy angaha ny tanan’i Jehovah?+ Ho hitanao tokoa raha ho tanteraka ny teniko na tsia.”+

  • Mpitsara 15:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary nataon’Andriamanitra nitresaka ny lavaka iray niendrika laona tao Lehy, ka nisy rano+ nivoaka avy tao. Koa nisotro izy, dia nody ny ainy+ ka velombelona izy.+ Izany no nanaovany ny anaran’ilay toerana hoe En-hakore, izay any Lehy mandraka androany.

  • Salamo 37:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy ho menatra izy ireo amin’ny fotoam-pahoriana,+

      Ary ho voky izy amin’ny andro isian’ny mosary.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara