FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 18:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary hoy i Ahaba tamin’i Obadia: “Mandehana mitety ny tany, ho any amin’ny loharano rehetra sy ny lohasaha falehan-driaka rehetra. Angamba hahita ahi-maitso+ isika, ka ho voatsimbina ny ain’ny soavaly sy ny ramole, ary tsy hisy biby ho ripaka intsony.”+

  • Joba 6:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ny rahalahiko dia mamitaka+ toy ny riaka amin’ny andro ririnina,

      Eny, toy ny riaka izay malaky ritra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara