35 Ary nampionona azy foana ny zanany lahy rehetra sy ny zanany vavy rehetra,+ fa tsy nety nampiononina izy. Fa hoy izy:+ “Hidina amin’alahelo ho any amin-janako any amin’ny Fasana* aho!” Ary nitomany azy foana ny rainy.
38 Fa hoy i Jakoba: “Tsy hiaraka hidina aminareo ny zanako, satria efa maty ny rahalahiny ary izy irery no sisa tavela.+ Raha misy loza mahafaty manjo azy any amin’izay halehanareo, dia hataonareo izay hidinan’ny volofotsiko amin’alahelo any amin’ny Fasana.”*+
13 Ary ny ranomasina dia namoaka ny maty tao aminy, ary ny fahafatesana sy ny Fasana* namoaka ny maty+ tao aminy, ka samy notsaraina araka izay nataony avy izy ireny.+