FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Obadia 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary ny zanak’Israely izay teto amin’ity tovon-tany fiarovana+ ity ka natao sesitany, no hanjary ho tompon’ny fananan’ny Kananita,+ hatrany Zarefata.+ Ary ny mponin’i Jerosalema natao sesitany tany Sefarada kosa, no haka an’ireo tanànan’i Negeba.+

  • Lioka 4:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Tsy nirahina ho any amin’ny anankiray tamin’ireny anefa i Elia, fa ho any amin’ny vehivavy mpitondratena iray tany Zarefata+ any Sidona ihany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara