FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 3:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 I Joaba sy ny ankohonan-drainy manontolo anie no ho tompon’andraikitra amin’izany!+ Ary aoka hisy foana eo amin’ny taranak’i Joaba+ ny lehilahy misy tsiranoka mivoaka amin’ny filahiany,+ na olona boka,+ na lehilahy mihazona ny hazo fangoronana kofehy,+ na olona lavon-tsabatra, na olona tsy ampy sakafo!”+

  • 1 Mpanjaka 2:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia niakatra i Benaia zanak’i Joiada+ ka namely an’i Joaba, ary namono azy ho faty.+ Ary nalevina tany amin’izay nisy ny tranony tany an-tany efitra izy.

  • Ohabolana 28:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Izay mivesatra trosan-dra noho izy namono olona* dia handositra hatrany an-davaka,+ ka aza misy misakana azy.

  • Isaia 48:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Tsy misy fiadanana ho an’ny ratsy fanahy”, hoy i Jehovah.+

  • Matio 26:52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Fa hoy i Jesosy taminy: “Avereno amin’ny tranony ny sabatrao,+ fa ho fatin’ny sabatra izay rehetra mampiasa sabatra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara