Salamo 34:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Zara raha manan-kohanina ny liona tanora matanjaka ka noana,+Fa izay mitady an’i Jehovah kosa tsy mba ho ory zava-tsoa.+ Ohabolana 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 dia ho feno mitafotafo ny fitehirizam-bokatrao,+ ary ny divay vaovao kosa hihoatra ny fanantazana azy.+ Filipianina 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary Andriamanitro+ indray kosa no hanome anareo izay rehetra ilainareo,+ araka ny haben’ny harenany+ ao amin’ny voninahitra, amin’ny alalan’i Kristy Jesosy.
10 Zara raha manan-kohanina ny liona tanora matanjaka ka noana,+Fa izay mitady an’i Jehovah kosa tsy mba ho ory zava-tsoa.+
10 dia ho feno mitafotafo ny fitehirizam-bokatrao,+ ary ny divay vaovao kosa hihoatra ny fanantazana azy.+
19 Ary Andriamanitro+ indray kosa no hanome anareo izay rehetra ilainareo,+ araka ny haben’ny harenany+ ao amin’ny voninahitra, amin’ny alalan’i Kristy Jesosy.