Salamo 37:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy ho menatra izy ireo amin’ny fotoam-pahoriana,+Ary ho voky izy amin’ny andro isian’ny mosary.+ Ohabolana 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Misy tia manome nefa vao mainka mitombo fananana,+ fa misy kosa tsy mahafoy manome, nefa mihamahantra ihany.+ Lioka 18:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia hoy izy: “Ny zavatra tsy hain’olombelona dia hain’Andriamanitra.”+ 2 Korintianina 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary ilay manome voa betsaka ho an’ny mpamafy sy mofo betsaka hohanina,+ dia hanome sy hampitombo ny voa hafafinareo ary hampitombo ny vokatry ny fahamarinanareo.+
24 Misy tia manome nefa vao mainka mitombo fananana,+ fa misy kosa tsy mahafoy manome, nefa mihamahantra ihany.+
10 Ary ilay manome voa betsaka ho an’ny mpamafy sy mofo betsaka hohanina,+ dia hanome sy hampitombo ny voa hafafinareo ary hampitombo ny vokatry ny fahamarinanareo.+