Deoteronomia 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ ary izy no hotompoinao,+ ary amin’ny anarany no hianiananao.+ Isaia 49:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Topazo maso ny manodidina anao ka jereo. Tafangona daholo izy ireo,+ ary tonga eo aminao. “Raha mbola velona koa aho”, hoy i Jehovah,+ “dia hanaovanao toy ny haingo izy rehetra, ka hafatotrao amin’ny tenanao toy ny ataon’ny vehivavy ampakarina.+
13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ ary izy no hotompoinao,+ ary amin’ny anarany no hianiananao.+
18 Topazo maso ny manodidina anao ka jereo. Tafangona daholo izy ireo,+ ary tonga eo aminao. “Raha mbola velona koa aho”, hoy i Jehovah,+ “dia hanaovanao toy ny haingo izy rehetra, ka hafatotrao amin’ny tenanao toy ny ataon’ny vehivavy ampakarina.+