-
Eksodosy 33:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Ary hataoko eo an-tsefatsefaky ny harambato ianao rehefa mandalo ny voninahitro, ary hataoko eo aminao ny felatanako hanakona anao mandra-pandaloko.
-