FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa hoy i Hazaela: “Nahoana ny tompoko no mitomany?” Dia hoy izy: “Satria fantatro tsara ny ratsy+ hataonao amin’ny zanak’Israely: Ny tanànany voaro mafy hodoranao, ny lehilahy voafantina eo aminy hovonoinao amin’ny sabatra, ny zanany hotorotoroinao,+ ary ny vehivavy bevohoka eo aminy hotatahinao ny kibony.”+

  • 2 Mpanjaka 9:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary nanao tetika+ hanoherana an’i Jorama i Jeho+ zanak’i Josafata zanak’i Nimsy.+

      Niambina tany Ramota-gileada i Jorama+ sy ny Israely rehetra tamin’izay, noho ny amin’i Hazaela+ mpanjakan’i Syria.

  • 2 Mpanjaka 10:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Nanomboka nampisaratsaraka ny Israely i Jehovah, tamin’izany andro izany. Ary namely azy ireo foana i Hazaela,+ tany amin’ny faritra rehetran’ny Israely,

  • 2 Mpanjaka 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ ka natolony teo an-tanan’i Hazaela+ mpanjakan’i Syria sy Beni-hadada+ zanak’i Hazaela izy ireo, tamin’ny andro rehetra niainan’izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara