FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Raha tsy i Jehovah Tompon’ny tafika no namela sisa niangana tamintsika,+ dia ho efa tonga tahaka an’i Sodoma sy ho nitovy tamin’i Gomora isika.+

  • Romanina 11:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Inona anefa no nambaran’Andriamanitra+ taminy? “Izaho efa namela olona fito arivo ho ahy, dia izay tsy nandohalika tamin’i Bala.”+

  • Romanina 11:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary toy izany koa fa mbola misy sisa tavela+ ihany ankehitriny, dia ireo voafidy+ noho ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa.

  • 2 Timoty 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa mbola mijoro ihany ny fototra mafy nataon’Andriamanitra,+ ka manana izao tombo-kase izao: “Fantatr’i Jehovah ny azy”,+ ary koa: “Aoka hiala amin’ny tsy fahamarinana+ izay rehetra manonona ny anaran’i Jehovah.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara