Levitikosy 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “‘Raha manao sorona iombonana ho an’i Jehovah ianareo,+ dia ataovy mba hahazoanareo sitraka aminy izany.+
5 “‘Raha manao sorona iombonana ho an’i Jehovah ianareo,+ dia ataovy mba hahazoanareo sitraka aminy izany.+