2 Samoela 24:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hoy anefa i Araona: “Aoka ny mpanjaka tompoko haka ny famoloana,+ ka hanolotra izay hitany fa mety. Indreto ny omby hatao fanatitra dorana, ary ny fitaovana fanosihosena varimbazaha sy ny hazo amin’ny angadinomby mba hatao kitay.+
22 Hoy anefa i Araona: “Aoka ny mpanjaka tompoko haka ny famoloana,+ ka hanolotra izay hitany fa mety. Indreto ny omby hatao fanatitra dorana, ary ny fitaovana fanosihosena varimbazaha sy ny hazo amin’ny angadinomby mba hatao kitay.+