2 Mpanjaka 6:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary novorin’i Beni-hadada mpanjakan’i Syria ny olona rehetra tao an-tobiny, ka niakatra hanao fahirano+ an’i Samaria izy ireo. 2 Mpanjaka 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia nankany Damaskosy+ i Elisa. Ary narary i Beni-hadada+ mpanjakan’i Syria, ka nisy nilaza taminy hoe: “Tonga atỳ ilay lehilahin’Andriamanitra.”+
24 Ary novorin’i Beni-hadada mpanjakan’i Syria ny olona rehetra tao an-tobiny, ka niakatra hanao fahirano+ an’i Samaria izy ireo.
7 Dia nankany Damaskosy+ i Elisa. Ary narary i Beni-hadada+ mpanjakan’i Syria, ka nisy nilaza taminy hoe: “Tonga atỳ ilay lehilahin’Andriamanitra.”+