FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Aza manao teny an’avona loatra ianareo,

      Aoka tsy hisy teny tsy voahevitra haloaky ny vavanareo,+

      Fa Andriamanitry ny fahalalana i Jehovah,+

      Ary izay atao dia tombanany+ ara-drariny.

  • 1 Samoela 25:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Avy hatrany dia hoy i Davida tamin’ny olony: “Samia manao ny sabany eo amin’ny fehikibony!”+ Koa samy nanao ny sabany teo amin’ny fehikibony izy ireo, ary nanao toy izany koa i Davida. Ary niakatra nanaraka an’i Davida ny efajato lahy teo ho eo, fa ny roanjato kosa nipetraka teo anilan’ny entana.+

  • Salamo 45:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Ry ilay mahery ô,+ ataovy eo amin’ny andilanao ny sabatrao,+

      Ary misikìna haja amam-boninahitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara