Ohabolana 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Tsy fantatrao izay havoaky ny andro tsirairay,+ ka aza mirehareha ny amin’ny ampitso.+ Mpitoriteny 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aleo ny fiafaran’ny raharaha toy izay ny fiandohany.+ Aleo olona manam-paharetana toy izay olona mihevi-tena ho ambony.+ Mpitoriteny 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy misy mahalala izay ho avy,+ ary iza tokoa moa no afaka hilaza aminy izay ho avy?
8 Aleo ny fiafaran’ny raharaha toy izay ny fiandohany.+ Aleo olona manam-paharetana toy izay olona mihevi-tena ho ambony.+