Ohabolana 31:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy mety amin’ny mpanjaka, ry Lemoela ô, eny, tsy mety amin’ny mpanjaka ny misotro divay, na amin’ny manam-pahefana ny manao hoe: “Aiza ny toaka?”,+
4 Tsy mety amin’ny mpanjaka, ry Lemoela ô, eny, tsy mety amin’ny mpanjaka ny misotro divay, na amin’ny manam-pahefana ny manao hoe: “Aiza ny toaka?”,+