Eksodosy 14:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary ho fantatry ny Ejipsianina tokoa fa izaho no Jehovah, rehefa hahazo voninahitra aho noho ny amin’i Farao sy ny kalesin’adiny ary ny mpitaingin-tsoavaliny.”+ Salamo 37:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ho ringana ny ratsy fanahy,+Ary ny fahavalon’i Jehovah dia ho tahaka ny hakanton’ny kijana,Izay tsy maintsy ho levona.+ Eny, ho levona ireny ka ho lasa setroka.+
18 Ary ho fantatry ny Ejipsianina tokoa fa izaho no Jehovah, rehefa hahazo voninahitra aho noho ny amin’i Farao sy ny kalesin’adiny ary ny mpitaingin-tsoavaliny.”+
20 Ho ringana ny ratsy fanahy,+Ary ny fahavalon’i Jehovah dia ho tahaka ny hakanton’ny kijana,Izay tsy maintsy ho levona.+ Eny, ho levona ireny ka ho lasa setroka.+