-
1 Mpanjaka 20:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Ary hoy i Ahaba: “Amin’ny alalan’iza?” Dia hoy izy: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Amin’ny alalan’ireo tovolahy ampiasain’ny mpifehy isam-paritany.’” Ary hoy i Ahaba: “Iza no hamely voalohany?” Dia hoy izy: “Ianao!”
-