Ohabolana 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny fireharehana mialoha ny fahalavoana,+ ary ny fieboeboana mialoha ny fianjerana.+ Ohabolana 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny fireharehan’ny fon’ny olona mialoha ny fahalavoany,+ ary ny fanetren-tena mialoha ny voninahitra.+ Lioka 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa izay manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.”+
12 Ny fireharehan’ny fon’ny olona mialoha ny fahalavoany,+ ary ny fanetren-tena mialoha ny voninahitra.+