FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 25:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary efapolo taona i Isaka tamin’izy naka vady an’i Rebeka, zanakavavin’i Betoela+ Syrianina+ avy any Padana-arama, sady anabavin’i Labana Syrianina.

  • Deoteronomia 26:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary hiteny eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao hoe: ‘Syrianina efa saika maty ny raiko,+ ary nidina tany Ejipta+ sy nivahiny tany izy mbamin’ny olona vitsy kely.+ Nanjary firenena lehibe sy mahery ary maro an’isa+ anefa izy tany.

  • 2 Samoela 8:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nametraka toby miaramila+ tany Damaskosin’i Syria i Davida. Dia lasa mpanompony ny Syrianina, ka nandoa hetra taminy.+ Ary novonjen’i Jehovah foana i Davida, na taiza na taiza nalehany.+

  • 2 Mpanjaka 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary nahazo babo zazavavikely+ iray tany amin’ny tanin’ny Israely ny Syrianina mpandroba.+ Lasa mpanompon’ny vadin’i Namàna izy io.

  • Isaia 9:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 dia i Syria avy any atsinanana+ sy ny Filistinina avy any aoriana,+ izay nanoka-bava handrapaka ny Israely.+ Noho izany faharatsiana rehetra izany, dia tsy mitony mihitsy ny fahatezerany, fa mbola maninjitra ny tanany ihany Izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara