1 Mpanjaka 20:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Rehefa niandoha ny taona, dia nangonin’i Beni-hadada ny Syrianina,+ ary niakatra tany Afeka+ izy mba hiady tamin’ny Israely.
26 Rehefa niandoha ny taona, dia nangonin’i Beni-hadada ny Syrianina,+ ary niakatra tany Afeka+ izy mba hiady tamin’ny Israely.