1 Mpanjaka 13:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary lasa nandeha io. Nony afaka kelikely, dia nisy liona+ nahita azy teny an-dalana ka namono azy.+ Dia nipitika teo amin’ny lalana ny fatiny, fa ilay ampondra kosa nijoro teo anilan’ny faty. Nijanona teo anilan’ny faty koa ilay liona.
24 Ary lasa nandeha io. Nony afaka kelikely, dia nisy liona+ nahita azy teny an-dalana ka namono azy.+ Dia nipitika teo amin’ny lalana ny fatiny, fa ilay ampondra kosa nijoro teo anilan’ny faty. Nijanona teo anilan’ny faty koa ilay liona.