Genesisy 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hoy i Abrama tamin’i Saray:+ “Manam-pahefana amin’ny mpanompovavinao ianao. Koa ataovy aminy izay hitanao fa mety.”+ Ary i Saray nampietry an’i Hagara, ka lasa nandositra azy izy.+
6 Dia hoy i Abrama tamin’i Saray:+ “Manam-pahefana amin’ny mpanompovavinao ianao. Koa ataovy aminy izay hitanao fa mety.”+ Ary i Saray nampietry an’i Hagara, ka lasa nandositra azy izy.+