FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “‘Koa tsy tokony hatao varo-maty+ ny tany, satria ahy+ ny tany fa mpivahiny sy mpiavy kosa ianareo amiko.+

  • Nomery 36:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tsy misy lova tokony hafindrafindra foko eo amin’ny zanak’Israely. Samy tokony hihazona ny lovan’ny fokon’ny razany mantsy ny zanak’Israely.

  • Ezekiela 46:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tsy tokony haka ny lovan’ny vahoaka ilay mpiadidy, ka hanery azy ireo hiala amin’ny taniny.+ Avy amin’ny tanin’ilay mpiadidy ihany no hanomezany lova ho an’ny zanany, mba tsy hiparitahan’ny oloko hiala amin’ny taniny avy.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara