Ohabolana 15:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mahamiramirana endrika ny fo falifaly,+ fa mahakivy kosa ny fahoriam-po.+ Ohabolana 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Zakan’ny olona ihany izay aretina mahazo azy,+ fa iza kosa no mahazaka fahakiviana?+