2“Lozan’ireo mpanao ratsy izay mieritreritra eo am-pandrianany ny hanisy ratsy,+ ka rehefa maraina ny andro dia tanterahiny izany,+ satria vitany ny manao izany.+
3 Vonona hanao ratsy ny tanany mba hanatontosana tsara an’izany.+ Mangata-javatra ny andriana, ny mpitsara koa mitsara mba hahazoana tambiny,+ ary ny lehibe milaza izay iriny ho azo.+ Dia miray tetika izy ireo.