Nomery 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Manangòna fitopolo lahy amin’ny anti-panahin’ny Israely,+ dia izay fantatrao fa anti-panahy sady mpiadidy+ eo amin’ny vahoaka. Ento mankeo amin’ny tranolay fihaonana izy ireo, ka hiara-mijoro aminao eo. Deoteronomia 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Mametraha mpitsara+ sy mpiadidy+ ho anao eo amin’ny vavahadinao, ao amin’izay tanàna rehetra omen’i Jehovah Andriamanitrao anao araka ny fokonao. Ary hitsara ny olona araka ny rariny ireo.
16 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Manangòna fitopolo lahy amin’ny anti-panahin’ny Israely,+ dia izay fantatrao fa anti-panahy sady mpiadidy+ eo amin’ny vahoaka. Ento mankeo amin’ny tranolay fihaonana izy ireo, ka hiara-mijoro aminao eo.
18 “Mametraha mpitsara+ sy mpiadidy+ ho anao eo amin’ny vavahadinao, ao amin’izay tanàna rehetra omen’i Jehovah Andriamanitrao anao araka ny fokonao. Ary hitsara ny olona araka ny rariny ireo.