FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitoriteny 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Aza atao mahagaga anao ny mahita ny fampahoriana ny mahantra sy ny fanitsakitsahana ny rariny+ sy ny hitsiny ao amin’ny faritany,+ fa ilay ambony kokoa noho ny ambony+ dia manara-maso,+ ary mbola misy aza ny ambony noho ireo.

  • Mpitoriteny 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Izao koa ny zava-poana mitranga eto ambonin’ny tany: Misy olo-marina iharan’ny valin’asan’ny ratsy fanahy,+ ary misy ratsy fanahy mioty ny vokatry ny asan’ny olo-marina.+ Hoy aho: “Zava-poana koa izany.”

  • Habakoka 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Madio loatra ny masonao ka tsy tia mijery zava-dratsy, ary tsy mahajery faharatsiana ianao.+ Nahoana no jerenao fotsiny ny mpamitaka,+ ary nahoana no mangina ianao rehefa atelin’ny ratsy fanahy ny olona marina kokoa noho izy?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara