Salamo 50:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Isaky ny nahita mpangalatra ianao, dia finaritra tamin’ny nataony,+Ary ny mpanitsakitsa-bady no nifaneraseranao.+ Habakoka 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “‘Lozan’ilay manorina tanàna amin’ny fandatsahan-dra sy manangana vohitra amin’ny tsy fahamarinana!+ Romanina 1:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Fantany tsara tokoa ilay didin’Andriamanitra+ ara-drariny hoe mendrika ny ho faty+ izay mpanao ireo, nefa mbola manao ihany izy sady mankasitraka+ an’izay mpanao izany koa. 2 Petera 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nandao ny lala-mahitsy izy ireo ka nania, sady nanaraka ny lalan’i Balama+ zanak’i Beora. Tia karama azo tamin’ny fanaovan-dratsy mantsy i Balama.+
18 Isaky ny nahita mpangalatra ianao, dia finaritra tamin’ny nataony,+Ary ny mpanitsakitsa-bady no nifaneraseranao.+
12 “‘Lozan’ilay manorina tanàna amin’ny fandatsahan-dra sy manangana vohitra amin’ny tsy fahamarinana!+
32 Fantany tsara tokoa ilay didin’Andriamanitra+ ara-drariny hoe mendrika ny ho faty+ izay mpanao ireo, nefa mbola manao ihany izy sady mankasitraka+ an’izay mpanao izany koa.
15 Ary nandao ny lala-mahitsy izy ireo ka nania, sady nanaraka ny lalan’i Balama+ zanak’i Beora. Tia karama azo tamin’ny fanaovan-dratsy mantsy i Balama.+