FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 21:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Fa raha misy maty kosa vokatr’izany, dia tsy maintsy manome aina* ho solon’ny aina ianao,+

  • 1 Mpanjaka 22:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Ary nosasana teo akaikin’ny dobon’i Samaria ilay kalesin’ady, dia nolelafin’ny alika ny ran’i Ahaba,+ araka ny tenin’i Jehovah.+ Ary nisy mpivaro-tena nandro teo.

  • 2 Mpanjaka 9:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary hoy i Jeho tamin’i Bidkara, manamboninahitra lefiny:+ “Batao izy, ary atsipazo eo amin’ny sombin-tanin’i Nabota Jezirelita.+ Tadidio fa tamin’izaho sy ianao samy nitaingina kalesy iny, fony isika nanaraka an’i Ahaba rainy, dia nilaza izao fanamelohana+ azy izao i Jehovah:

  • Salamo 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Mihady lavaka izy ka mangady azy,+

      Nefa izy ihany no ho latsaka ao.+

  • Matio 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 fa araka ny fitsarana ataonareo no hitsarana anareo,+ ary araka izay famarana ampiasainareo no hamarana ho anareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara