1 Mpanjaka 18:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha vao nahita an’i Elia i Ahaba, dia nilaza taminy hoe: “Ianao ve ity, ry ilay nahatonga loza tamin’ny Israely?”+ Amosa 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘Nankahalain’izy ireo ny mpananatra teo am-bavahady,+ ary tsy tiany izay milaza ny marina.+ Galatianina 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa nanjary fahavalonareo+ ve aho, satria milaza ny marina+ aminareo?
17 Raha vao nahita an’i Elia i Ahaba, dia nilaza taminy hoe: “Ianao ve ity, ry ilay nahatonga loza tamin’ny Israely?”+