2 Mpanjaka 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary vonoy ho faty ny ankohonan’i Ahaba tomponao, fa hovaliako+ ny ran’ireo mpaminany mpanompoko sy ny ran’ny mpanompon’i Jehovah rehetra nalatsak’i Jezebela.+
7 Ary vonoy ho faty ny ankohonan’i Ahaba tomponao, fa hovaliako+ ny ran’ireo mpaminany mpanompoko sy ny ran’ny mpanompon’i Jehovah rehetra nalatsak’i Jezebela.+